Tsy raharahan’olon-droa fotsiny ny fanambadiana fa raharahan’ny fianakaviana mihitsy satria fifanakalozana eo amin’ny fianakaviana roa tonta. Izay no nahatonga ilay fomba fiteny « Fozalahy atakalo Fozavavy » rehefa tonga fampiakaram-bady. Fanazavana entin’ny Profesora Jeannot Fils Ranaivoson.














