SOLIKA – Nosazian’ny Ministeran’ny Angovo, ny rano ary ny akoranafo nohon’ny lesoka manokana izay tsikaritra teo amin’ny fitahirizana sy ny fitaterana ny solika ny orinasa Logistique Petrolière S.A (LPSA). Nanome fanazavana mifandraika amin’izany, androany teny Ampandrianomby, ny minisitra Vonjy Andriamanga.