2424.mgArticles similaires
Fitiavana te hizara sy hampirisika ireo matihanina amin’ny resaka « jeux vidéo » no tanjon’ireo ankizy namadika ny « Jeu Pokémon » amin’ny teny Malagasy. Manamora ny filalaovana azy ny nandika azy raha araka ny nolazain’ireo mpilalao.
Tags: Jeux













