2424.mgArticles similaires
NAMPISEHO TALENTA NY ANKIZY – Mandritra izao fetin’ny noely izao dia maro ireo ankizy tonga nanolotra seho ho an’ny olon-drehetra tao amin’ny La City Ivandry. Ankizy mitendry zava-maneno avokoa no tonga tao. Izao hetsika izao dia entina manamarika ny fetin’ny Noely sy entina mampiseho ny talenta hananan’ny ankizy tsirairay.
Tags: Musique













