LAPAN’NY FITSARANA ANOSY – Notokananan’ny Minisitry ny Fitsarana, Jacques Randrianasolo, ny 17 Janoary 2020 tetsy amin’ny lapàn’ny fitsarana Anosy ny foto-drafitr’asa vaovao, izay ahitana « caméra de surveillance » sy ny fitaovana elektronika hafa, hisorohana ny halatra sy ny kolikoly misy eny an-toerana.