– Kianja barikadimy :
Efa eo andalam-panamboarana ny kianja barikadimy ireo tompon’andraikitra ao Toamasina raha nomen’ny teo anivon’ny CAF folo andro hanarenana ny lesoka.
– Andro iraisam-pierenena ho an’ny zon’ny mpanjifa :
Hisy ny fanentanana, fampianarana ara-toro-làlana hipetraka hoan’ireo mpanjifa ahafantarany ny zony.
– Takarivan’iarivo:
Hanome sehatra ho an’ireo manan-talenta ny eo anivon’ny kaominina Antananarivo.