ASA VAVENTY – Ho arenina ny orinasa SMATP, hoy ny ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanambola
FANOMEZANA – Nanolotra daty 115 taonina ho an’i Madagasikara Arabie Saoudite
FAMPANDROSOANA – Mpizahantany miisa 150 000 no tonga nitsidika an’i Madagasikara tamin’ny enimbolana voalohany
RAHARAHA FIARAMANIDINA – Nanamafy ny Praiministra Christian Ntsay fa ny fanjakana malagasy no nangataka ny fanampian’ny FBI
FANATANJAHANTENA – Mitarika amin’ny isan’ny medaly volamena azo i Madagasikara amin’ny lalaon’ny CJSOI














