FIFIDIANANA – Ny fandoavan’ny kandidà ny hetra sy ny haba ao anatin’ny fe-potoana ihany no ahafahana manamarina ny fandoavan-ketra ara-dalàna, hoy ny Foibe fiadidiana ny hetra
FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – I Madagasikara no ho filoha mpitantana ny SADC mandritra ny taom-piasana 2025-2026
BAOLINA KITRA – Mpilalao vaovao telo no nantsoin’i Romuald Rakotondrabe handrafitra ny Barea hihaona amin’ny Coelacanthes-n’i Kaomoro sy ny Voromaherin’i Carthage Toniziana
FANADINAM-PANJAKANA – Tafakatra 61,89 isan-jato ny taham-pahafahana bakalorea tany Mahajanga, raha nidina ho 53,27 isan-jato kosa ny tany Antsiranana
DORO TANETY – Nitrangana fahamaizana indray tany Isalo tamin’ny faran’ny herinandro teo














