VAOVAO MINUTE FLASH 30 JOLAY 2024

– FIFAMOIVOIZANA : Ampahan-dalana maro no asiam-panamboarana eto Antananarivo
– FAHASALAMANA : 10,12% ny vehivavy nanao filiana homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza no mitondra ny tsimokaretina
– FANADINANA BAKALOREA : Misy ny taratasy izay tsy maintsy soniavin’ireo mpitsara taratasim-panadinana mialohan’ny hikatrohany ny asa
– HETSIKA ARA KOLONTSAINA : Ho tanterahina ny 11 hatramin’ny 18 Aogositra izao ny hetsika Carnaval des Baleines any Sainte-Marie
– BAOLINA KITRA : Vita soa aman-tsara ny fandidiana an’i Romain Métanire