ANTENIMIERAMPIRENENA – Ho tanterahina ny 12 sy 13 Jona ny fifanatrehan’ny depiote sy ny governemanta
FANAJARIANA – Andalam-pamaranana ny fanesorana ireo olona voakasiky ny tetikasa « Lac Iarivo », hoy ny tatitry ny Filankevitry ny ministra
FANABEAZANA – Hiverina indray ny fifaninana fanatanjahantena an-tsekoly
BAOLINA KITRA – Niala an-daharana tsy handray anjara amin’ny Cosafa Cup i Maraoka
HANDBALL – Samy hanao famaranana avokoa ireo ekipam-pirenena malagasy mandray anjara amin’ny IHF Trophy;