Fankalazana ny andron’ny Zandarimariam-pirenena
Manana andraikitra lehibe eo amin'ny fiaina-pirenena ny Zandarimariam-pirenena. Ny Sekreteram-pajakana eo anivon'ny ministeran'ny Fiarovam-pirenena miadidy ny Zandarimariam-pirenena, ny Jeneraly Richard ...














