FAHASALAMAM-BAHOAKA : Omena tosika ara-tsaina ireo mpitsabo ao Toamasina
Mandalo ady sarotra ireo mpitsabo any Toamasina, noho ny fahasarotan’ny asan’izy ireo. Manoloana izany, dia nilaza ny Dr Eric Andrianasolo, ...
Mandalo ady sarotra ireo mpitsabo any Toamasina, noho ny fahasarotan’ny asan’izy ireo. Manoloana izany, dia nilaza ny Dr Eric Andrianasolo, ...
- Amboditsiry : 16h45 - Ambatomainty : 16h50 - Ampasapito : 17h05 - Andraisoro : 17h15 - Besarety : 17h30 ...
Anisan'ireo sehatra voakasika mivantana amin'ny fahamehana ara-pahasalamana ny fampianarana. Betsaka ireo programa nandritra ny taom-pianarana no tsy maintsy nasiana fanovana ...
Betsaka ireo orinasa misedra olana amin'izao fotoanan'ny fahamehana ara-pahasalamana izao. Misy amin'izy ireny no voatery nanajanona ny mpiasa sasany ao ...
Mbola mitohy ny fandraisana an-tananana ireo olona marefo mandritra ny fahamehana ara-pahasalamana. Raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny fiadidiana ny ...
Taorian’ny nandavan’ny governemanta ny « Plan de mitigation », na ilay drafitra novolavolaina hanavotana ny orinasa sy ireo mpiasa malagasy ...
- Coronavirus : Nahitana tranga ihany koa any Andilamena sy Ambatondrazaka, 44 ireo marary vaovao - Toamasina : Niampy 29 ...
Mahatratra 28 000 ireo olona voafonja eto Madagasikara ankehitriny. Tsy mbola misy mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus hatreto izy ireo raha ...
- Ampefiloha : 7h15 - Mahamasina : 7h20 - Anosy : 7h30 - Antaninarenina : 7h35 - Isoraka : 7h45 ...
Anisan’ireo olona 67 voalaza fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus i Benjara Andrianivo, na i Njara, raimpianakaviana, mpiasa ao amin’ny tontolon’ny ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.