DECONFINEMENT PARTIEL – JOUR 5
- Anosy:10h30 - Isotry :12h - Antananimena: 12h15 - Analakely: 12h15 - Behoririka : 12h30 - Ankorondrano : 13h45
- Anosy:10h30 - Isotry :12h - Antananimena: 12h15 - Analakely: 12h15 - Behoririka : 12h30 - Ankorondrano : 13h45
Nitarika resabe tamin’ny tambazotran-tserasera ny fizarana ny Covid organics any an-tsekoly. Misy ireo ray aman-dreny no miahiahy ny amin’ny mety ...
Niverina niasa nanomboka ny 22 aprily ireo fiara taxibe eto Antananarivo Renivohitra. Misy ireo lamina ara-pahasalamana napetraka mba iarovana ireo ...
Convaincu de l’effort fourni par le personnel soignant dans la lutte contre le Coronavirus, le groupe SMTP (Société Malgache de ...
Le "Tsenan'i Mahamasina" reprend timidement ses droits en ce jeudi 23 avril 2020.
Miezaka manaraka ireo fepetra napetraky ny fitondram-panjakana, mba hiarovana ny ankizy amin'ny fihanaky ny valan'aretina coronavirus ireo sekoly eto Antananarivo. ...
Araka ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina dia hozaraina hoan’ny Malagasy rehetra ilay Tambavy Covid Organics. Natomboka androany 22 aprily izany ...
Manoloana ny fiverenan’ny mpianatra an-tsekoly, misy ireo ankizy no miahiahy ny amin’ny tsy hahavitan’ny programam-pampianarana satria fohy ny fotoana ianarana.
La production et la vulgarisation d’un nouveau traitement médical ou d’un médicament s’effectuent en plusieurs étapes. Avant de proposer une ...
Hiverina hiasa ireo taxi-be manomboka rahampitso 22 aprily. Manaiky ny fandaminana napetraky ny fitondram-panjakana ireo mpamily sy ireo mpanampy azy ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.