LOSITRA FAOBE – « Tao anatin’ny fonja dia efa nampihatra herisetra ireo gadra nitsoaka », hoy ny minisitry ny Fitsarana, Johnny Andriamahefarivo
Tsy nahatohitra ireo gadra amam-polony maro efa vonona ny handositra ny fonja ireo mpiambina efatra tao amin'ny fonjan'i Farafangana, raha ...





















