FIAKARAN’NY VIDIN-TSOLIKA – Entanina hitandro ny filaminana ireo solotenam-panjakana
Manoloana ny fiakaran’ny vidin-tsolika dia nanao fanambarana ny ministry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana Justin Tokely. Entaniny amin’izany ireo solotenam-panjakana ...













