VAOVAO – MINUTE FLASH 12 JANOARY 2022
- TSENA : Nanatanteraka fidinana tampoka teny anivon’ny toeram-pivarotana entona fandrehitra ny mpanara-maso avy ao amin’ny ministera misahana ny varotra ...
- TSENA : Nanatanteraka fidinana tampoka teny anivon’ny toeram-pivarotana entona fandrehitra ny mpanara-maso avy ao amin’ny ministera misahana ny varotra ...
- VALANARETINA : Nanome 41 tapitrisa dolara indray ny Banky iraisam-pirenena ho amin'ny famatsiana ny vaksiny hiadiana amin'ny coronavirus - ...
- FAMATSIANA HERINARATRA : Ho tapaka tsy latsaky ny adiny roa ny herinaratra hoan’ireo fokontany maro eto an-drenivohitra sy ny ...
- VALANARETINA – Vaksiny Pfizer miisa 409 500 fatra indray no tonga indray teto Madagasikara omaly alarobia, fanomezana avy amin’ny ...
- FITANDROANA NY FAHITSIANA : Sazian'ny Banky iraisam-pirenena tsy ho afa-mandray ajara amin'ny asa vatsiany vola mandritra ny roa taona ...
- FANABEAZANA : Mihemotra amin’ny 17 Janoary ny fidiran’ny mpianatra ho amin'ny roa volana fahatelo eto Analamanga - FAMATSIANA JIRO ...
- FITSARANA : Nampahafantatra tamin'ny Fifa sy ny CAF ny fitondram-panjakana malagasy fa voatazona am-ponja any Bénin i Raoul Arizaka ...
- FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO - Olona roa nitondra sokatra 868 isa no tra-tehaky ny zandary tany Beloha Androy - FITANANA BASY ...
- FAHASALAMANA : Manentana ny ray aman-dreny hitana ny zanany ao an-trano hiarovana azy ireo amin'ny coronavirus ny ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ...
- LOZA AN-DRANOMASINA : 85 ny isan'ireo namoy ny ainy taorian'ny faharendrehan'ny sambo Francia, telo ireo mbola tsy hita popoka ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.