VAOVAO – MINUTE FLASH 05 OKTOBRA 2021
- FIOMPIANA : Nanatrika ny fahatongavan'ny omby vavy be ronono miisa 165 nohafarana avy any ivelany ny Filohan'ny Repoblika - ...
- FIOMPIANA : Nanatrika ny fahatongavan'ny omby vavy be ronono miisa 165 nohafarana avy any ivelany ny Filohan'ny Repoblika - ...
- ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO – Fanampin-tsakafo 8 tapitrisa fonosana isan-taona ho an’ny zaza 120.000 any amin’ny faritra atsimo no ...
BAOLINA KITRA – Mpijery 10 000 no nahazoana alalana amin’ny lalao hifanandrinan’i Madagasikara sy ny Repoblika Demokratikan’i Congo ny 10 ...
FAMPIANARANA AMBONY – Misy sampam-pampianarana eny amin’ny Oniversite an’Antananarivo milaza fa tsy ho afaka handray ireo afaka bakalorea tamin’ity taona ...
- FITSARANA – Asa an-terivozona sazy mihatra no azon'i Raoul Rabekoto tamin'ny raharaha Cnaps, dimy taona an-tranomaizina sazy mihatra ny ...
- FAMATSIANA – Hanafatra vokatra ilaina andavanandro 20 sambo ny fitondram-panjakana hifehezana ny vidin’entana eny an-tsena - FITATERANA ANDRENIVOHITRA – ...
- FIARAHA-MIASA – Nahazo famatsiam-bola tsy haverina mitentina 332 tapitrisa dolara avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena na FMI i Madagasikara. - ...
- TAFIKA – Nandray ny fibaikoana ao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ny jeneraly Demosthène Pikulas - FANABEAZANA – Entanina ireo ...
- FITATERANA – Manodidina ny 3 000 hatramin’ny 4 000 ariary ny saran-dalana amin’ireo téléphérique - MPIASA IRAISAM-PIRENENA – Naneho ...
- TONTOLO IAINANA – Manambana ny hahenika ny faritra atsinanan’i Madagasikara ireo saobakaka aziatika antsoina koa hoe « radakaboka » ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.