VAOVAO – MINUTE FLASH 20 SEPTAMBRA 2021
- FANONDRANANA – Mpanondrana lavanila 66 tamin’ireo 300 nanao fangatahana no nahazo alalana avy amin’ny minisitera misahana ny Varotra - ...
- FANONDRANANA – Mpanondrana lavanila 66 tamin’ireo 300 nanao fangatahana no nahazo alalana avy amin’ny minisitera misahana ny Varotra - ...
- HETRA – Nanamafy ny minisitry ny Toe-karena sy ny fitantanam-bola fa tsy mandoa hetra ireo sekoly tsy miankina amin’ny ...
- VAROTRA – Mbola tsy nivoaka ny lisitr'ireo nahazo alalana hanondrana lavanila na efa nisokatra ny 15 Septambra aza ny ...
FIZAHAN-TANY – Mitohy misesy ny fivoriana fanomanana ny fisokafan’ny sisin-tany FAMPIANARANA – Hisitraka fanampiana 300 000 ariary indray mandeha ireo ...
- FAMPIANARANA : Nampatsiahy ny amin’ny tokony hiantohana ny mpianatra raha sanatria misy loza ny ministeran’ny Fanabeazam-pirenena. - FAHASALAMAM-BAHOAKA : ...
- FOTODRAFITRASA : Nanomboka androany zoma ny asa fanarenana ny ampahan'ny lalam-pirenena faha-6 mampitohy an'Ambanja sy Antsiranana - DIPLAOMASIA : ...
- BAOLINA KITRA - Resy tamin'ny isa 3 noho 2 nanoloana ny Taifa Stars Tanzaniana ny Barean'i Madagasikara - RAHARAHAM-PITSARANA ...
- VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny coronavirus tamin’ny datin’ny 2 Septambra, roa ireo tranga vaovao hita ...
- ARETI-MIFINDRA : Olona fito no maty vokatry ny pesta mpahazo ny avokavoka tany amin'ny kaominina ambanivohitr'i Miandrandra Arivonimamo - ...
- VALANARETINA : Tsy nisy ny aina nafoy noho ny covid-19 omaly alatsinainy, olona efatra no voamarina fa mitondra ny ...
2424.mg est un site web promu par UNITED MALAGASY MEDIA, visant à produire des contenus de qualité aussi bien dans l'actualité quotidienne ou sous forme de reportages. Consultez la page dédiée pour plus d'informations.
En savoir plus
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.
© 2018-2020 2424.mg - Une marque de UNITED MALAGASY Actualités et reportages à Madagascar.