TARIKA ‘ZAY – Aorian’ny fotoana hiarahan’ny tarika ‘Zay amin’ireo mpankafy azy ny 01 Desambra 2019 izao dia nanambara i Nary, mpihira ao amin’ny tarika, fa afaka roa taona indray no vao hisy fiarahana, ary fankalazana ny 25 taona ny tarika no hihaonana amin’izay.













