Teny amin’ny Vaccinodrome HJRA Ampefiloha izay tohanan’ny USAID’s ACCESS Health Program ny Tarika AMBONDRONA no nisafidy ny hanao vaksiny! Tsiahivina fa miisa 331 ny toerana fanaovana Vaksiny napetraky ny Pejy ofisialy Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miombon’antoka amin’ireo faritra 22 manerana ny Nosy. Hatramin’ny 17 jona izao ny fotoana fanaovana vaksiny andiany voalohany.














