1 654 375 dolara na 5,7 miliara ariary ny tetibola ho entina hiatrehana ny CAN-Egypte 2019. Ny filohan’ny komity ho an’ny fandrindrana ny raharahan’ny baolina kitra, Attalah Béatrice, dia nanambara ny 29 mey teny Isoraka, fa ny fandraisana anjaran’ny federasiona iraisam-pirenena (FIFA), sy ny Kaonfederasiona afrikanina ny baolina kitra, ary ny mpampiankajo no mameno ny 30 % ny tetibola.