– BAOLINA KITRA : Ny orinasa MACRON no hampiakanjo ny Barea mandritra ireo lalao hifandonana amin’ny Ethiopie sy Niger amin’ny faran’ny volana martsa ho avy izao
– FAMPIANARANA AMBONY : Mpianatra 2000 amin’ireo 9000 ao amin’ny oniversiten’ny Toliara no efa tafiditra ao amin’ny lisitra nomerika tamin’ity andro voalohany ity
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Ny prefektioran’ny Nosy La Réunion no hanara-maso ny mpandeha amin’ny sidina manokana miaianga avy aty Antananarivo ho any La Réunion














