VAOVAO – MINUTE FLASH 02 JOLAY 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona telo maty noho ny covid-19 ny 1 Jolay 2021, 17 ny tranga vaovao.
– FITOKONANA : Milaza ny tsy manana eritreritra hamadika ny paositra malagasy ho orinasa tsy miankina ny minisitra Andriamanohisoa Ramaherijaona
– NOSY MANODIDINA : Nanambara ny tsy fankatoavany ny fanaovann’ny Frantsay ny Nosy Sambatra ho valan-javaboahary i Madagasikara