– VALANARETINA – Olona 132 vaovao voan’ny coronavirus, efatra no maty
-SOSIALIM-BAHOAKA – Mitohy ny fizarana fanampiana hoan’ireo fianakaviana sahirana eto an-drenivohitra
-FIHIBOHANA – Hisy fanohanana manokana avy amin’ny fanjakana ho an’ireo mponina tsy manana kara-pokontany













