-VALANARETINA – 235 ny olona vaovao voan’ny coronavirus, dimy ny namoy ny ainy
-FANABEAZANA – Mifarana ny 14 aogositra ny taom-pianarana hoan’ireo sekoly katolika
-FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nanolotra fitaovana mitetina 724 000 dolara hoan’i Madagasikara ny Fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana na ny OMS













