– SEHATRA TSY MIANKINA : Azon’ny mpampiasa atao ny mampiantona ny fifanarahana ara-kasan’ireo olona marefo raha toa ka mbola tsy miverina miasa izy ireo
– FAMPODIANA AN-TANINDRAZANA : Sidina miisa 13 mampitohy an’i Paris sy Antananarivo no hampodiana ireo Malagasy taraiky any ivelany
– VALANARETINA : Niampy iray ny olona matin’ny covid-19, olona 81 vaovao no voamirina fa mitondra ny tsimokaretina