– VALANARETINA : Niampy efatra ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus, olona 83 vaovao no voalaza fa mitondra ny tsimokaretina
– FANDRIAM-PAHALEMANA – Voampanga ho namono olona ilay polisy mpiana-draharaha voalaza fa nitifitra ny namany tany Isoraka
– ANTENIMIERA – Amin’ny 11 Desambra ho avy izao no daty aroson’ny CENI hanaovana fifidianana loholona














