– VALANARETINA : Olona roa no maty noho ny coronavirus, 22 ireo tranga vaovao
– HOSOKA : Nanantanteraka fandorana kapila hosoka 37.000 ny sampandraharaha miady amin’ny hosoka androany zoma
– FANADINAM-PANJAKANA : Mila tonga adiny roa mialoha eny amin’ny foibe-panadinana izay nisoratany anarana ireo mpiadina hiatrika ny bakalorea amin’ity taona ity.













