– FAHATSIAROVANA : Fametrahana fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana ireo lavo tamin’ny ady
-ASA : Nahazo fanampiana ara-bola sy fiofanana arak-asa ireo mpiasa very asa ka mpikambana ao amin’ny CNAPS
– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Hivoaka amin’ny voalohan’ny volana desambra ny drafitra fandraharanan’i Air Madagascar














