– ANTANANARIVO RENIVOHITRA – Hisy fiovana ny fifamoivoizana manodidina an’Andohan’Analakely manomboka ny 22 Mey izao mba handrindrana ny fivezivezen’ny fiara.
– FAMBOLENA – Manodidina ny 125.000 hektara ny velarantany efa nandrarahana fanafody nanomboka Septambra 2021 mba hamongorana ireo andian-balala.
– TELEFERIAKA – Hatambatra ho tokana ihany ny fiantsonana ho an’ny fitaterana an-dalamby sy ny fitaterana an-tariby ao amin’ny lagara Soarano
