– TSENA – Toerana 800 eo ho eo ao amin’ny tsena vaovao eny Behoririka no hozaraina
– TONTOLO IAINANA : Tafiditra ao anatin’ireo firenena 24 maneran-tany ahitana doro-tanety be indrindra I Madagasikara
– TOETRANDRO – Ahina mety misy rivodoza miforona any atsinanan’ny Ranomasimbe Indiana













