– BAOLINA KITRA – Mifantoka amin’ny fanamafisana ny fiarahana sy ny hafainganan’ireo mpilalao ny fanazaran-tenan’ny Barea, telo andro mialoha ny fihaonana amin’i Ghana
– HANDBALL – Hiainga ho any Congo Brazzaville hiatrika ny IHF Trophy ny Akio latsaka ny 20 taona, i Rwanda no hihaona amin’i Madagasikara mandritra ny andro voalohany
– KAOMININA ANTANANARIVO – nanome fiofanana ireo mpisehatra hifandrimbona amin’ny fizarana kopia faobe – LALAM-PIRENENA FAHA-7 – Misy ampahan’ny lalam-pirenena fahafito ahitana fihotsahana














