-VALANARETINA – Tafiakatra 34 ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus tato anatin’ny tapa-bolana
– FAMPIANARANA AMBONY – Niditra namono afo tao amin’ny faritry ny Oniversiten’Antananarivo ny mpitandro ny filaminana
– FOTODRAFITRASA : Hanomboka ny asa fanamboarana vonjy taitra hoan’ny ampahany mampitohy an’ny Ambanja sy Antanamazava eo amin’ny RN6














