– FIFIDIANANA LALANA – Nolanian’ny Antenimierandoholona ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakana araka ny nandrafetan’ny Antemierampirenena azy
– TOE-KARENA – Hahatratra 78,1% ny tahan’ny fahantrana lalina amin’ny taona 2021
– TSENA IRAISAM-PIRENENA – Tsy hanaisotra ny vidin’ny lavanila farany ambany efa napetrany ny governemanta














