– VALANARETINA – Olona iray no namoy ny ainy noho ny Covid-19, 101 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Nandray fepetra ny prefektioran’ny Toamasina hisorohana ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 any an-toerana
– LOZA – Ankizy roa no maty, efatra naratra vokatry ny lozam-pifamoivozana nihatra tamin’ny fiara mpitatitra mpianatra tany Ambatomirahavavy














