– VALANARETINA : Olona 68 vaovao voan’ny coronavirus, olona iray namoy ny ainy noho ny Covid-19
– FANATANJAHAN-TENA : Nivoaka ny lisitr’ireo mpilalao baolina kitra 23 izay hanaraka ny atrikasa sy lalao fanomanana any Frantsa sy any Portugal
– FIZAHAN-TANY : Maro ireo dingana ara-pahasalamana tsy maintsy lalovan’ny mpizaha-tany rehefa tonga ao Nosy Be izy ireo














