– FIZAHAN-TANY – Ireo kompania-pitaterana an’habakabaka efa nahazo alalana hihazo an’i Nosy be no hahazo alalana ho any
– VAROTRA – Nakisaka ny Tsenan’ny Tantsaha eo Andravoahangy ary tsy maintsy faranana amin’ny 7 ora maraina
– VALANARETINA – Ny faritr’i Bongolava no nahitana tranga vaovao-na coronavirus betsaka indrindra tato anatin’ny 24 ora













