– FAHASALAMANA – Tonga ny fitaovana entina manorina ilay ozinina fanamboarana fanafody nampanantenain’ny filoham-pirenena.
– VALAN’ARETINA – Niampy iray ny maty noho ny coronavirus, nisy 25 ireo tranga vaovao voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina.
– TOE-KARENA – 8% hatramin’ny 10% no heverin’ny governemanta ho tahan’ny zana-bola ho an’ireo orinasa madinika












