– VALANARETINA : Niampy telo ny isan’ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19, 42 ny isan’ny tranga vaovao
– FISOROHANA : Mihoatra ny 186.000 ny isan’ireo olona tonga nisitraka ny vakisiny Covishield nandritra ny andiany voalohany tamin’ny hetsika fanaovam-bakisiny
– FIVAHINIANANA ANY IVELANY : Nanitrikitrika ny mpitondra tenin’ny Governemanta fa tsy natao vakisiny ary tsy mbola mieritreritra ny hanao vakisiny ny Filohan’ny Repoblika

