– VALANARETINA : Tsy nisy maty noho ny coronavirus tato anatin’ny 24 ora farany raha ny tatitra avy amin’ny CCO
– RANO : Siniben-drano mandehandeha no nizarana rano teny amin’ireo tanàna avaratra atsinanan’Antananarivo noho ny fahatapahan’ny rano
– FITATERANA : Ampifandimbiasana ny fotoana iasan’ireo fiara mpitatitra amin’ny zotra mankany amin’ny faritra rehefa miverina misokatra ny lalana hoy ny avy ao amin’ny ATT













