– FARITRA ATSIMO : Lanonana maro sosona no nomarihina tany Tolagnaro androany talata
– TOETRANDRO : Hiditra an-tanety anio alina ao amin’ny distrikan’Antalaha i Eloise
– PARLEMANTA : Voafidy ho filohan’ny Antenimieran-doholona i Herimanana Razafimahefa














