VAOVAO – MINUTE FLASH 20 AOGOSITRA 2020
– VALANARETINA : Olona efatra maty noho ny Covid-19 ary 80 indray no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– GOVERNEMANTA : Nanendry minisitra efatra vaovao ny filohan’ny Repoblika, nosoloina ny pr Ahmad Ahmad minisitry ny Fahasalamam-bahoaka
– FAMPODIANA : Malagasy miisa 815 no tafody teto an-tanindrazana nanomboka ny volana jona ka hatramin’izao













