– CORONAVIRUS : Tsy misy nahitana soritr’aretina, miisa roa ny sitrana (1 ora tolakandro)
– FIVERENAN’NY FAMPIANARANA : Mpianatra miisa 226 148 hahazo covid organics sy aron-tava ary fitaovam-pidiovana
– FIFAMOIVOIZANA : Mbola misalasala ny hiverina hiasa ireo mpitondra taxi