– VALAN’ARETINA : Niampy 104 ireo olona voan’ny coronavirus, olona 3 maty
-FIANGONANA : Ny Monsenera Odon Marie Arsène Razanakolona no filoha mitantana ny FFKM
– FIHIBOHANA : Lehilahy iray naratra noho ny fifandonana niaraka tamin’ny mpitandron’ny filaminana tany Ilakaka













