– VALANARETINA : Olona 30 vaovao no voan’ny coronavirus, olona iray maty
– BAOLINA KITRA : Nofoanana ny lalao ara-piralahiana saika hifanandrinan’i Madagasikara sy Burkina Faso, klioba avy any Luxembourg no hihaona amin’ny Barea
– FAMPODIANA AN-TANINDRAZANA : Toerana fandraisam-bahiny sivy no nahazo alalana handray ireo teratanay Malagasy tafody eto an-tanindrazana














