– VALANARETINA : Niampy telo ireo namoy ny ainy noho ny coronavirus, 79 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– FANARENANA : « Tokony efa fotoana hanatanterahana ny drafitra napetraka izao », hoy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena
– FITATERANA : Nisy sahady ireo fiara mpitatitra voasazy noho ny tsy fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana













