– FITATERANA : Hamafisina ny sazy hoan’ireo mpamily izay tsy mameno ny manifold
– ASAM-PANJAKANA : Ivotoro, sehatra iray ahafahan’ny olom-pirenena maka hevitra amin’ny fikarakarana taratasim-panjakana
– FARITRA : Mbola misy governora tsy nahazo ilay famatsiambola 2 arivo tapitrisa ariary hoan’ny taona 2020 avy amin’ny fitondram-panjakana hoy ny governoran’Analamanga.














