– ANDRIMPANJAKANA : Filoham-panjakana mpisolo toerana ny jeneraly Richard Ravalomanana araka ny didy navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàm-panorenana
– FIFIDIANANA : Ho atao faritra mitokana i Mangoro, hoy ny kandida Andry Rajoelina, nampahafantatra ny “Deal” i Siteny Randrianasolonaiko, nanohy ny diabe tetsy Avaradrano ireo vondron’ny kandida
– BAOLINA KITRA : Any Maraoka no hatao ny lalao hifandonan’ny Barea sy ny Sao an’I Tchad mandritra ny andro faharoan’ny fifanintsanana amin’ny Mondial 2026
– BASKETBALL : Ny GNBC no hifandona amin’ny COSPN ary ny ASCUT no hikatroka amin’ny TGBC mandritra ireo lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara N1A













