– TSENA : 67.500 Ariary no hividianan’ny mpamongady ny vary mora 50 kilao, 69.500 Ariary no hamarotany azy amin’ny mpaninjara
– FAMATSIAN-DRANO : Toerana 46 eto Antananarivo no heverina asiana lava-drano eto Antananarivo
– PARLEMANTA : Nandray samboady sy nanao fianianana ireo loholona 18














