– ADY AMIN’NY TSY FANDRIAMPAHALEMANA : Basy miisa 1373 no nopotehina teny Soanierana androany zoma
– FIFANINTSANANA CAN 2020 : Mitohy ihany ny fanomanana ireo lalao hihaonana amin’ny Côte d’Ivoire na dia misy aza ny fangatahana ny fanemorana nataon’ny FMF
– FIFIDIANANA LOHOLONA : Notanterahina teny anivon’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana androany zoma ny fisarihana nomeraon’ireo kandida anaty biletà tokana














